Centre de Promotion Socio-Économique de Toamasina
Notoloran’i Ministre Michelle Bavy Angelica fitaovana maro enti-mampihofana arak’asa an’ireo tanora marefo eo amin’ny sehatra fitadiavana asa.
Zatovo vavy sy lahy 14 taona no mihoatra no raisin’ny CPSE.
Fampihofanana Zaitra, asa vita amin’ny hazo, vy ary fikirirakirana fiara no misy ao amin’ny CPSE