Commune Vohipeno, Fenerivo Atsinanana, no notsidihan’i Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica
Nandritra izany fitsidihana izany no nametrahana ny vato fototry ny Lycée Manarapenitra ao an-toerana, nahazo ny anjara birikiny ihany koa ireo zokiolona tamin’ny alalan’ny fanomezana voamaina sy vary ho azy ireo ary nofaranana tamin’ny fanentanana ny mponina amin’ny ady atao manoloana ny herisetra.
Manakaiky ny mponina amin’ny alalan’ny fidinana any ifotony no filamatra apetrak’i Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica.
Manakaiky ny mponina amin’ny alalan’ny fidinana any ifotony no filamatra apetrak’i Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica.