DISTRIKA – ANDILAMENA
Fampiofanana momba ny » AKOHO GASY NOHATSARAINA » ho an’ireo Vehivavy sy Fikambanam-behivavy ary Viavy Miavotsa eto amin’ny Distrikan’Andilamena . Izao no tontosa dia vokatry ny ny fiarahamiasa eo amin’ny Fitaleavam-paritra roa tonta dia ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy Fitaleavam-paritry ny fampianarana ara- teknika sy fanofanana arak’asa Alaotra Mangoro.
Ny tanjona dia ny fizakantena’ny Vehivavy eo anivon’ny fiarahamoninana misy azy ireo.
Maro moa ny fampiofanana ireo Vehivavy aty an-toerana mandritra ny Telo andro hivahinianana ao amin’ity Distrika ity.
Mankasitraka eeee.