DRPPSPF ALAOTRA MANGORO GRANDE FOIRE RN44 – 2023.
DRPPSPF ALAOTRA MANGORO
GRANDE FOIRE RN44 – 2023.
Anatin’izao Tsenabe izay karakarain’ny Faritra Alaotra Mangoro izao dia mandray anjara feno amin’izany ny Fitaleavam-paritry ny Mponina, ny Fiahiana Ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy ALAOTRA MANGORO
Hita eto avokoa ireo vokatra maro isan-karazany ary tonga mampiranty sy mivarotra izany ireo mpisitraka ny tetik’asa HARATON’AINA ary hanasana ny rehetra amin’ny fanjifana ny vokatr’izy ireo mandritra ny efatra andro.
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany moa izao TSENABE – GRANDE FOIRE RN 44 ary tonga nanome voninahitra sy nitsidika izany ny Talem-paritry ny Mponina, ny Fiahiana Ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy ALAOTRA MANGORO.