DRPPSPF Boeny Fametrahana ny miralenta, ny mahalahy sy mahavavy miabo
DRPPSPF Boeny
Fametrahana ny miralenta, ny mahalahy sy mahavavy miabo
Nisy ny atrik’asa hoan’ireo Mpikatroka maromaro avy amin’ny Sampandraharaham-panjakana isan-tsokajiny, izay niompana tamin’ny Mahalahy sy Mahavavy miabo (Masculinité et Féminité positive) izay nokarakarain’ny DIREED Boeny Betsiboka.
Niatrika an’izany ny Chef de division Enfance et Famille ao anatiny sampandraharaha ny fiahiana ara-tsosialy, izy izay nisolo-tena an’i Talem-paritra ny Mponina Boeny.
Maharitra roa andro ity atrik’asa ity, ary ny teboka lehibe izay nohamafisina tao moa dia ny resaka Miralenta, sy ny andraikitry ny lahy sy vavy mitondra makany amin’ny fampandrosoana.