Famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny iray volan’ny ankizy
« Ankizy misitraka ny zony, antoky ny ho avy mamiratry ny Firenena ».
Notanterahana teto amin’ny Minisiteran’ny Mponina Ambohijatovo ny talata 30 jona 2020 ny famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy. Nandritra ny fisokafan’ny fifaninanana dia nisy ny fandaharana sy fanentanana natao tamin’ny haino aman-jery manerana ny nosy nanamarihana ny iray volan’ny ankizy.
Nambara ofisialy ny vokatry ny fifaninanana tononkalo sy sary nanamarihana izao iray volan’ny ankizy 2020 izao. Nanatrika izany ireo tompon’andraiki
Nampahafantarin
Ny minisiteran’ny mponina no hiantoka ny fandefasana ireo loka ho an’ireo mipetraka any amin’ny faritra.