Fametrahana lamina ho fiadiana amin’ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 ao Analanjirofo
Isan’ireo delegasiona nanatanteraka iraka avy amin’ny Filohan’ny Repoblika tao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo izay notarihin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian ny Minisitry ny Mponina NAHARIMAMY Lucien Irmah.