FAMETRAHANA VATO FOTOTRY NY BIRAOM-PARITRY NY MINISITERAN’NY MPONINA AO SAVA
Tontosa androany ny fametrahana ny vato fototry ny biraom-paritry ny Minisiteran’ny mponina ao amin’ny Distrikan’ Andapa, Faritra Sava. Tonga nanome voninahitra izany ireo tompon’andraikim-panjakana ao an-toerana notarihin’ny Préfet Nosy Be.
Birao 3, toeram-pivoriana 1, toeram-pidiovana 2, birao fitehirizana taratasy 1 ary toerana fandaraisana ireo mpitsidika 1 no hita ao.
Ity fotodrafitr’asa ity dia tafiditra ao anatin’ny tetikasan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina izay tanterahin’ny Minisiteran’ny Mponina.