Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
138900275_3718525568193100_3069415928788226265_n
15 janvier 2021

FAMETRAHANA VATO FOTOTRY NY BIRAON’NY SAMPAN-DRAHARAHA NY MPONINA TAO AMIN’NY DISTRIKA ANDILAMENA – FARITRA ALAOTRA MANGORO

Actualités

Notanterahina androany ny fametrahana ny vato fototry ny biraon’ny Sampandraharahan’ ny Minisiteran’ny Mponina ao Andilamena. Nanome voninahitra ny lanonana ireo tomponandraikitra maro ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro.
Birao 3, toeram-pivoriana 1, toeram-pidiovana 2, birao fitehirizana taratasy 1 ary toerana fandaraisana ireo mpitsidika 1 no hita ao.
Ity fotodrafitr’asa ity dia tafiditra ao anatin’ny tetikasan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA izay tanterahin’ny Minisiteran’ny Mponina.

138960054_3718525594859764_8394264225645070137_n
138942429_3718525581526432_7999579885595486207_n
138900275_3718525568193100_3069415928788226265_n
138865660_3718525571526433_1812178964727111353_n


Nitsidika ara-pomba fanajana an’i Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica ireo Karana ao amin’ny Vondrona Bohra FAMETRAHANA VATO FOTOTRY NY BIRAON’NY SAMPAN-DRAHARAHA NY MPONINA TAO AMIN’NY DISTRIKA VOHIBATO – FARITRA MATSIATRA AMBONY

Related Posts

152493542_3817967788248877_6291793326470572917_o

Actualités

Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o

Actualités

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie

151238794_3808364435875879_1542808588107738944_n

Actualités

Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina
  • FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie
  • Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana
  • Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo
  • VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA

Archives

  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF