Fampiroboroboana ny miralenta, Fampivoarana ny vehivavy sy ireo olona manana fahasembanana
Espace Menamasoandro Morondava
Tanteraka ny famoahana ireo mpianatra zaitra miisa 15 sy ny mpianatra mahandro sakafo isankarazany miisa 10, izay nahitana lehilahy iray sy ireo olona manana fahasembanana ara-pihainoana. Ny Ekipan’ny Fitaleavamparitry ny Mponina eto Menabe no nampanao ny fiofanana zaitra ho azy ireo, izay marihina fa efa andiany faha-3 izao navoaka izao, vokatry ny fiaraha-miasa mahomby teo @ CEM sy ny
Fitaleavamparitry ny Mponina eto Menabe.