Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
  • Programmes PS
    • PLAN D’ENGAGEMENT ENVIRONNEMENTAL et SOCIAL (PEES)
    • DOCUMENTS RELATIF AU PROJET DE LA PROTECTION SOCIALE
    • Vatsin’ankohonana
    • Asa Avotra Mirindra
    • Fiavota
    • Ndao Hianatra
    • Asa Tanamaro / Asa Fanarenana
    • Toseke Vonje Aigne
    • Tosika Fameno
    • Fiatrehana ny Voina sy Fanarenana
  • Shiny Apps
  • REGISTRE
278791388_144413074765741_8762815521629058316_n
22 avril 2022

FANAMAFISANA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’IREO MPISEHATRA AO AMIN’NY TETIKASA HARATONAINA

mppspf Actualités

Notanterahina tao Ampefy nandritry ny roa andro ny fihaonana teo amin’ireo mpiantsehatra amin’ny tetikasa Fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara dia ny Minisiteran’ny Mponina izay mpandrindra ny tetikasa sy ny FID izay mpanatanteraka izany eny ifotony.
Nitarika ity lahadinika ity ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Mponina RAKOTONIRINA Miarisoa Patricia sy ny Tale jeneralin’ny FID ANDRIANANTENAINA Jaona.
Nandritra izany no nanaovana
jery todika ny zava-bita sy nanamafisana ny fiaraha-miasa ho fanatsarana ny fanatanterahana ny asa izay mbola ho tanterahina.
278773478_144413104765738_274832028737489949_n
278776179_144413201432395_7055393895071953515_n
278778213_144413244765724_1151093574893518491_n
278791388_144413074765741_8762815521629058316_n

278795000_144413141432401_1634017678783687249_n
278797410_144413174765731_3276208848907340059_n

MPPSPF – Tetikasa QUAPEM FIHAONANA TEO AMIN’IREO TOMPONANDRAIKITRA AO AMIN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA SY NY MINISITERAN’NY MPONINA

Related Posts

330631607_865849277816825_4892058585403307194_n

Actualités

FITSABOANA MITETY VOHITRA SAROBIDY NY AIKO NANATRIKA IZANY NY FILOHAMPIRENENA

331893185_1179074599478915_1999174026928443546_n

Actualités

MITOHY NY FAMPIOFANANA IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23

334466282_1366606540805009_2897602587944163193_n

Actualités

FAMPIOFANANA MAHAKASIKA NY FIKARAKARANA SAKAFO SY MOFO MAMY HO AN’IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Entité de coordination et suivi-évaluation

Entité de mise en oeuve

Partenaires techniques et financières

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • FITSABOANA MITETY VOHITRA SAROBIDY NY AIKO NANATRIKA IZANY NY FILOHAMPIRENENA
  • MITOHY NY FAMPIOFANANA IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23
  • FAMPIOFANANA MAHAKASIKA NY FIKARAKARANA SAKAFO SY MOFO MAMY HO AN’IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23
  • NAMPAHERY IREO TRABOINA TAO MANANJARY NY FILOHAM-PIRENENA SY IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY GOVERNEMANTA
  • FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY NATOMBOKA TAMIN’NY FITSABOANA MITETY VOHITRA

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF