Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
95486101_3005996616112669_2713319518796513280_n
4 mai 2020

Fanampiana CHU Morafeno Toamasina

Actualités

« Tonga de action » tarigetran-dRamatoa minisitra NAHARIMAMY Lucien Irmah izany ary hitarihany ny mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina. Hita taratra teto amin’ny Hôpitaly manara-penitra CHU Morafeno eto Toamasina izany anio alatsinainy faha 4 mey 2020 raha tonga nanolotra fanampiana toy ny vary, voamaina, tsaramaso, siramamy, sira, menaka, paty, koveta, seau, savony vaingany sy vovony ary « gel main » ho an’ireo mpiasa sy ireo marary ao izy.

Fisaorana lehibe no natolotry ny Talen’ny Hôpitaly manara-penitra ho setrin’izany satria vanim-potoana tena ilan’izy ireo izany fanampiana izany izao. Nanotrona n’y fanolorana izany fanomezana izany ny Minisitry ny Rano sy ireo Talem-paritra vitsivitsy aty amin’ny Faritra Atsinanana ary ny Tale Kabinetran’ny Filoha Lefitry ny Antenimieram-pirenena aty amin’ny Faritany Toamasina.

95403351_3005996492779348_5546292351103664128_n
95486101_3005996616112669_2713319518796513280_n
95674458_3005996726112658_5549562036691664896_n
95788346_3005996382779359_3925101823618187264_n


Fananganan-jaza – Lalàna laharana faha-2017 – 014 Fizarana CVO sy harovava (Fokontany Toamasina)

Related Posts

152493542_3817967788248877_6291793326470572917_o

Actualités

Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o

Actualités

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie

151238794_3808364435875879_1542808588107738944_n

Actualités

Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina
  • FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie
  • Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana
  • Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo
  • VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA

Archives

  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF