Fanampiana ireo kere (Faritra Androy)
Distrikan’i Tsihombe sy Ambovombe Faritra Androy
Tonga namonjy ireo Mponina tena sahirana sy marefo Ramatoa Minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-Tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy Ramatoa MICHELLE Bavy Angelica ka tokantrano maro no nisitraka ny vary sy voamaina mba ho fanampiana azy ireo amin’ny atao amin’ny Kere. Teo ihany koa ny fizarana Lamba fitafy hoan’ireo be antitra tao @ Disitrikan’Ambovombe sy Tsihombe.