Fananganana @ fomba ofisialy ny Tambazotra miaro ny zon’ny ankizy (DRPPSPF VATOVAVY FITOVINANY)
DRPPSPF VATOVAVY FITOVINANY
ZO SY FIAROVANA NY ANKIZY
DISTRIKAN’I NOSY VARIKA
Androany 06 Novambra 2020…Fananganana @ fomba ofisialy ny Tambazotra miaro ny zon’ny ankizy ato an-toerana…Mavitrika dia mavitrika ireo mpandray anjara, ary vonona ny hiaro sy hijery ireo tombontsoa ambon’ny ankizy ato @ faritra. Nametraka izany taty @ Distrikan’i Nosy Varika ny Solotenan’ny Ministeran’ny Mponina Madagasikara izay notarihin’ny Talem-paritra ny Mponina Vatovavy Fitovinany… Nanokatra t@ fomba ofisialy izany kosa ny Sefo Distrikan’i Nosy Varika…Mbola hitohy any @ Distrika hafa ny hetsika…Misaotra e!!!