Fizarana CVO sy harovava (Fokontany Toamasina)
Amin’izao ady amin’ny coronavirus izao dia tonga nitety fokontany maro eto Toamasina Ramatoa Minisitra Mponina NAHARIMAMY Lucien Irmah, Minisitra Rano, Gouverneur Atsinanana, Préfet nizara CVO anaty fonosana hoany Ankohonana sy harovava hoany vahoaka.