FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ZON’NY VEHIVAVY
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny Vehivavy :
Tonga soa amantsara eto Antsiranana ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica sy ny Minisitry ny Rano Rakotovelomanantsoa Voahary ary ny delegasiona miaraka amin’izy ireo.
Notsenain’ireo manampahefana eto an-toerana tao amin’ny seranam-piaramanidina izy ireo.