FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY
FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY
Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny noely izao dia nanolotra fanomezana ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina Ramatoa Minisitra SOAFILIRA Princia ka nisolo tena azy tamin’izany ny Talen’ny Kabinetra sy ny Sekretera Jeneraly.