Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
  • Programmes PS
    • PLAN D’ENGAGEMENT ENVIRONNEMENTAL et SOCIAL (PEES)
    • DOCUMENTS RELATIF AU PROJET DE LA PROTECTION SOCIALE
    • Vatsin’ankohonana
    • Asa Avotra Mirindra
    • Fiavota
    • Ndao Hianatra
    • Asa Tanamaro / Asa Fanarenana
    • Toseke Vonje Aigne
    • Tosika Fameno
    • Fiatrehana ny Voina sy Fanarenana
  • Shiny Apps
  • REGISTRE
322676092_920456545791338_7717158822035043840_n
26 décembre 2022

FANKALAZANA NY NOELY 2022 MITOHY NY FIARAHA-MIASAN’NY MINISITERAN’NY MPONINA SY NY TETIKASA ANKIZY KRISMASY – TAK

mppspf Actualités

Miisa 300 ireo ankizy avy amin’ireo ivotoerana fandraisana zaza kamboty sy tsy misy mpiahy no nisitraka kilalao sy bisky ary vatomamy ho famalifaliana azy ireo amin’izao fetin’ny Noely izao.
Avy amin’ny ivotoerana maro izy ireo ka nahitana ny Toko Telo, BBsan, Torrent de keirrta, Akany Fiaviana, APE, Triomphe, Fanantena vaovao …
Ny ONG TAK no angady nanana sy nahafahana nanolotra ireo kilalao raha ny Minisiteran’ny Mponina kosa no nanolotra ny bisky sy ny vatomamy ho azy ireo.
Ankizy maro avy any Etazonia no nanangona kilalao hatao fanomezana ho an’ny ankizy ka anisany nahazo izany ireo zaza Malagasy. Kaontenera miisa 49 no tonga eto Madagasikara mitondra izany.
Ny Minisitra SOAFILIRA Princia dia mirary hatrany Krismasy feno fifaliana ho an’ireo Ankizy manerana ny Nosy.

321996429_3359134964334313_8456328790676313241_n
322210068_831099188183632_5546658969447679305_n
322367655_1220993738769347_8665654116723105307_n
322379461_696386358677707_7294673991129559580_n

322526324_554220619888575_8973190065361009024_n
322676092_920456545791338_7717158822035043840_n

FIFIDIANANA MISS ANALAMANGA NANOTRONA AZY IREO NY MINISITRA SOAFILIRA PRINCIA Faritra Melaky | Distrika Maintirano FANAMPIANA IREO ZOKIOLONA

Related Posts

328148220_1545851565934522_3948349134650995236_n

Actualités

FARITRA MELAKY FANAMPIANA IREO TRABOINA VOKATRY NY FANDALOVAN’NY ANDRO RATSY CHENESO TAO MAINTIRANO

328246780_1251235422482176_2538217230538582421_n

Actualités

FARITRA SOFIA NANOTRONA NY MPONINA AO MAMPIKONY NY MINISITRA SOAFILIRA PRINCIA

327957150_1319841788591348_4158767659679080500_n

Actualités

FANOMBOHANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2023

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Entité de coordination et suivi-évaluation

Entité de mise en oeuve

Partenaires techniques et financières

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • FARITRA MELAKY FANAMPIANA IREO TRABOINA VOKATRY NY FANDALOVAN’NY ANDRO RATSY CHENESO TAO MAINTIRANO
  • FARITRA SOFIA NANOTRONA NY MPONINA AO MAMPIKONY NY MINISITRA SOAFILIRA PRINCIA
  • FANOMBOHANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2023
  • FARITRA FITOVINANY MITOHY HATRANY NY FITSINJOVANA IREO TRABOINA
  • FARITRA ANDROY HO FIATREHANA NY HAITANY, TOKATRANO MIISA 2.000 NO MISITRAKA TOHANA

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF