Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o
19 février 2021

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie

Actualités

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX  »
Natomboka ny talata 16 febroary 2021 ny fanofanana ireo « intervenants sociaux » miisa 19 tao amin’ny Distrikan’i Sainte Marie. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Préfet ao an-toerana notronin’ny Talem-paritry ny mponina Analanjirofo, ny solontenan’ny Sampana mpiahy ny zaza ao amin’ny UNICEF sy ny ATR.
Nohamafisin’Andriamatoa Préfet nandritry ny kabariny ny maha zava-dehibe ny fampihofanana noho ny fitomboan’ny herisetra mihatra amin’ireo ankizy, indrindra ny fanolanana ireo ankizy vavy. Nandray anjara tamin’ny fampihofanana ny teo anivon’ny fitsarana ao Fenoarivo Atsinanana izay vonona hiara-iasa akaiky amin’ireo « intervenants sociaux » amin’ny fanentanana ny olona hitoroka ny tsy mety sy hanabe amin’ny fanaraha-maso akaiky ny ankizy.

151210548_3808394762539513_3518788337476349769_o
151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o
151184254_3808394702539519_8218724077680651425_o
151457474_3808394722539517_7393977793235751441_o


Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

Related Posts

152493542_3817967788248877_6291793326470572917_o

Actualités

Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

151238794_3808364435875879_1542808588107738944_n

Actualités

Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

149162822_3741111955967960_5678345092650520156_o

Actualités

Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina
  • FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie
  • Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana
  • Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo
  • VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA

Archives

  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF