FANOHANANA IREO AKANY FANABEAZANA ANKIZY eto amin’ny Faritra Analamanga
FANOHANANA IREO AKANY FANABEAZANA ANKIZY eto amin’ny Faritra Analamanga
Amin’izao ankatoky ny noely izao dia nitondra fanampiana ara-tsakafo ho an’ireo ankizy beazina ao amin’ny Akany mitaiza zaza sahirana sy tsy misy mpiahy miisa 9 eto Antananarivo ny Minisiteran’ny Mponina tamin’ny alalan’ny Fahefana Ivony momban’ny Fananganan-jaza eto Madagasikara.
Nitarika ny hetsika ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Mponina RAKOTONIRINA Miarisoa Patricia izay nisolo tena ny Minisitra SOAFILIRA Princia.