FANOKANANA NY IVO-TOERANA FITAIZANA ZAZA KAMBOTY CENTRE RASSOUL AKRAHAM (CRA)
FANOKANANA NY IVO-TOERANA FITAIZANA ZAZA KAMBOTY CENTRE RASSOUL AKRAHAM (CRA)
Tonga nitokana ny ivo-toerana CENTRE RASSOUL AKRAHAM fitaizana zaza kamboty teto amin’ny Kaominina Ankaraobato ny Minisitry ny Mponina MICHELLE Bavy Angelica.
Ny ivo-toerana dia mitaiza zaza kamboty avy amin’ireo Faritra maro manerana ny Nosy ary manabe azy ireo ho lasa olom-banona.
Nanotrona ny lanonana ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina Ankaraobato, ny Masoivohon’ny Iran sy ireo tompon’andraikitra rehetra eo amin’ny ivon-toerana.