Fanolorana fanampi-tsakafo sy kojakoja ho an’ireo fianakaviana sahirana sahanin’ny ministera
Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny ONG Direct Aid dia tonga nanolotra omby iray ho fanampi-tsakafo
Nahazo fanomezana manokana sy kit accouchement avy amin’ny UNFPA ihany koa ireo vehivavy terabao sy ireo vehivavy bevohoka eto anivon’ny Akany. Nanatrika izao fanolorana izao ny tompon’andraiki