Fanolorana Fanomezana ho an’ny Fikambana ‘Maison des Enfants »
Natao teto amin’ny foiben’ny fikambanana « maison des enfants » teto Ampahibe anio ny fanolorana fanomezana ho an’ireo centre mikarakara Zaza sy fananganan-jaza. Hetsika notontosain’ny fitantanana ny fananganan-jaza (ACAM) eo anivon’ny Minisiteran’ny Mponina.