Fanolorana kits de dignité fokontany Manaritsoa afovoana sy Atsinanana ary Anatihazo
Ny marainan’ny Zoma 12 jona 2020 vao maraina dia tonga nanolotra 42 kits de dignité (Seau, cuvette, lambahoany, serviette de bain, 3 savons de toilette, 3 slips, 4 serviettes hygiéniques lavables, 1 Gobelet émaillé, 1 assiette émaillé, 1 cuillère, 1 peigne, 1 sac, 1 brosse à dent, 2 dentifrices) ho an’ireo vehivavy sy zatovovavy sy 2 kits accouchement ( kits de dignité + 1 couverture+ langes de bébé + vêtements de bébé) teto amin’ny fokontany Manaritsoa afovoana sy Atsinanana ary Anatihazo, niharan’ny haitrano, ny avy eto amin’ny Minisiteran’ny Mponina. Fiaraha-miasa amin’ny UNFPA. Nitarika izany ny Sekretera jeneralin’ny minisitera. Efa mirotsaka an-tsehatra ihany koa ireo mpisehatra sosialy (intervenants sociaux) avy eo anivon’ny Minisiteran’ny Mponina.