Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
96829988_3033104560068541_5332443665988059136_n
15 mai 2020

Fanomezana avy amin’ny ministera’ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana (SEBA Isotry)

Actualités

Tonga teto amin’ny ivon-toerana SEBA Isotry ny zoma 15 mey 2020 Ramatoa Minisitry ny Rano, ny Fidiovana ary ny Fanadiovana, RAKOTOVELOMANANTSOA Voahary. Nandritra izao fitsidihana ity toerana omanin’ny Minisiteran’ny Mponina handraisana ireo fianakaviana sahirana ity no nanolorany « siniben-drano 1000 litatra miisa 2, savony 20 baoritra, Fitaovam-panasana tanana miisa 10, ranom-panafody 5 litatra ary « pulverisateur » miisa 2.

Taorian’izay dia nizara aro-vava ho an’ireo fianakaviana sahirana teo an-toerana ny mpitantana eto amin’ny Minisiteran’ny Mponina notarihin’ny Sekretera Jeneraly, ny Tale Jeneraly misahana ny fiahiana ara-tsosialy. Nitohy avy hatrany tamin’ny fanadiovana sy fanaparitahana ranom-panafody ny efitrano, ny toerana anatiny sy ivelany.

 

 

98437411_3033895956656068_6180672713078603776_n
97212929_3033105160068481_9156425466783989760_n
96829988_3033104560068541_5332443665988059136_n
96843332_3033104993401831_2188366483912916992_n


Fanomezana aro-vava avy amin’ny « Le Taxibe » Antanimena Fanomezana toromarika ireo tompon’andraikitra hiatrehana ny fihanaky ny coronavirus eto Toamasina

Related Posts

152493542_3817967788248877_6291793326470572917_o

Actualités

Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o

Actualités

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie

151238794_3808364435875879_1542808588107738944_n

Actualités

Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina
  • FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie
  • Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana
  • Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo
  • VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA

Archives

  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF