Fanomezana toromarika ireo tompon’andraikitra hiatrehana ny fihanaky ny coronavirus eto Toamasina
Taorian’ny fitomboan’ny tranga Coronavirus tao Toamasina dia delegasiona mafonja nahitana mpikambana ao amin’ny Governemanta miisa 6 Minisitry ny Atitany,Minisit
Namory sy nanome toromarika hentitra ireo tompon’andraiki
Taorian’izay dia nizara arovava sy tambavy CVO ary nanao fanentanana ny vahoaka hanaraka ny fepetra sy fandaminana rehetra hiarovana sy hisorohana ny COVID-19.