FARITRA ALAOTRA MANGORO | MORAMANGA
FARITRA ALAOTRA MANGORO | MORAMANGA
Nohon’ny fiakaran’ny rano tao amin’ny Distrikan’i Moramanga, dia maro ireo traboina tsy manan-kialofana. Nijery ifotony ny zava-misy ny teo anivon’ny Minisiteran’ny Mponina ka handray an-tanana ny fanomezana sakafo mafana sy ara-pahasalamana ireo traboina mandritra ny fotoana hipetrahany ao amin’ireo toerana adraisana azy.