FARITRA ANALAMANGA
FARITRA ANALAMANGA
Teo ambany fiahian’ny vadin’ny Filohampirenana Mialy RAJOELINA, notontosaina tao amin’ny Novotel ny fikaonan-dohan’ireo vehivavy mpitarika Afrikanina eto Madagasikara.
Nisongadina nandritra ny dinika ny fifanakalozana sy ny fifampizarana traikefa tamin’ny alalan’ny fampandraisana andraikitra sy fanomezana sehatra ny vehivavy Malagasy amin’ny fanarenana ara-toekarena manoloana ny ady atao amin’ny valan’aretina covid-19 sy ny kere.