FARITRA ANALAMANGA/JIPH
FARITRA ANALAMANGA/JIPH
Tao amin’ny kaominina Ambohimangakely no nanatanterahan’ny Fitalevam-paritry ny Mponina Analamanga ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ireo olona manana fahasembanana. Maro ireo fikambanana nandray anjara sy nampiranty tamin’ny alalan’ny trano eva ny asa tanan’izy ireo. Nofaranana tamin’ny fizarana sakafo mitam-pihavanana ny fankalazana