Faritra ANALANJIROFO ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.
Faritra ANALANJIROFO
๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.
Tontosa ny 27 janoary 2022 tao Fenoarivo-Atsinanana, ny fiofananana manokana momba ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ, izay karakarain’ny Ministeran’ny Mponina any amin’ny Faritra Analanjirofo, iarahana amin’ny fikambanana Fanฤnko. Ny tanjona dia ny hisian’ny fiterahana mirindra, fianakaviana sambatra ary Firenena mandroso.
Vina 2023, 60% ny mponina mampiasa ny fanabeazana aizana.
Nantsangana nandritra izany ny Fikamban’Olon-kendry, ny Vihavy Miavotse, ary ny Lehilahy Mandray Andraikitra. Ireo fikambanana ireo no hitondra ny fanentanana eny anivon’ny fiaraha-monina misy azy tsirairay avy. Ary hisy ihany koa ny tetikasa omena azy ireo mba ahafahany manatsara ny fivelomany.