FARITRA ANALANJIROFO | SAINTE MARIE
FARITRA ANALANJIROFO | SAINTE MARIE
Fanentanana mahakasika ny ady amin’ny herisetra.
Tao amin’ny Fokontany Ambatorao no nosafidian’ny Fitalevam-paritry ny Mponina Analanjirofo nanaovana ny fanentanana momba ny ady amin’ny Herisetra (VBG). Tafiditra indrindra ao anatin’ny « 16 jours d’activisme » izao hetsika izao.
Fanazavana narahina ady hevitra momba ireo karazana herisetra, fiarovana ny ankizy ary fandrindram-piterahana.
Samy nanatanteraka fanatenana toy izao avokoa ny ekipa isaky ny Distrika ao amin’ny Faritra Analanjirofo.