FARITRA ANALANJIROFO | ZOMA FIFANAMPIANA
FARITRA ANALANJIROFO | ZOMA FIFANAMPIANA
Tokatrano sahirana miisa 120 ao Fenoarivo-Atsinanana no nisitraka fanampina ara-tsakafo avy tamin’ny Fitalevam-paritry ny Mponina Analanjirofo. Fotoana ihany koa nijerena ny zava-misy hiainan’izy ireo.
Velom-pisaorana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ireo mpisitraka satria sambany mba nisy nizara vary isam-baravarana mialohan’ny Noely.