FARITRA ANDROY | Ambovombe
FARITRA ANDROY | Ambovombe
TOLO-TANANA HO AN’IREO OLONA IANJADIAN’NY KERE
Tokatrano marefo miisa 500 vokatry ny kere no nisitraka ny fanampiana ara-tsakafo tao amin’ny Kaominina Ambanisarika.
Vary, menaka, ronono amin’ny boaty, siramamy, voanemba sy katsaka no nozaraina.
Tanteraka izao noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny ONG Direct Aid.