Faritra ANDROY | Distrika BELOHA – BEKILY EZAKA KOPIA FAOBE
Faritra ANDROY | Distrika BELOHA – BEKILY
EZAKA KOPIA FAOBE
Zaza miisa 2.600 ao amin’ireo kaominina mandrafitra ny distrikan’i Beloha sy Bekily no nisitraka ny ezaka kopia na soram-piankohonana faobe.
Fiaraha-miasa teo amin’ny Unicef sy ny Fitaleavam-paritry ny mponina ary ny Fitsarana ambatonga voalohany ao amin’ny faritra Ambovombe Androy no nahafahan’ireto zaza ireto nisitraka izany.