Faritra ANDROY FITERAHANA MIRINDRA FIANAKAVIANA SAMBATRA FIRENENA MANDROSO
Faritra ANDROY
FITERAHANA MIRINDRA
FIANAKAVIANA SAMBATRA
FIRENENA MANDROSO
Isan’ny nisitraka fampiofanana mahakasika ireo voka-tsoa azo avy amin’ny fandrindrana ny fiterahana ireo fikambanana maro tao amin’ny Faritra Androy. Nandritra izany no nananganana ny vovonan’ny Viavy miavotse, Lehilahy mandray andraikitra sy ny Olon-kendry, ka izy ireo no hanentana eny anivon’ny fiaraha-monina mahakasika ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana.