FARITRA ANDROY
Nanotrona ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA sy ny Praiminisitra NTSAY Christian nandritry ny fanombohana ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-13(lalan’ny firaisan-kina) sy ny fitokanana ireo foto-drafitr’asam-panjakana maro tao Ambovombe ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.
Efa misy ihany koa ireo foto-drafitrasan’ny Minisiteran’ny Mponina izay eo andalam-pahavitana ao amin’ny faritra Androy.