Faritra ANOSY, Fambolen-kazo fanorenana loharano, antoky ny fiveloman’ny mponina
Faritra ANOSY
« Fambolen-kazo fanorenana loharano, antoky ny fiveloman’ny mponina »
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Mahatalaky ny taom-pambolen-kazo ho an’ny faritra Anosy ka isan’ny nandray anjara mavitrika tamin’izany ny Fitaleavam-paritry ny mponina any an-toerana.
» Izay mamboly hazo manavotra firenena, izay mandoro ala, mandoro tanindrazana »