FARITRA ATSIMO ANDREFANA | Tetikasa Araton’Aina manatanteraka fiofanana ao SAKARAHA
FARITRA ATSIMO ANDREFANA | Tetikasa Araton’Aina manatanteraka fiofanana ao SAKARAHA
Manaraka fiofanana mahakasika ny fampiasana sy fitantanana ny » Régistre des bénéficiaires » ao amin’ny tetikasa Araton’aina ireo mpiasa eo anivon’ny Minisiteran’ny Mponina sy ireo talem-paritra Atsimo Andrefana sy Androy ary Anosy.
Mbola hisitraka izany avokoa ny mpiara-miasa rehetra manerana ny Faritra hafa.