FARITRA ATSIMO ATSINANANA | VIAVY MIAVOTSE, LAVITRY NY HERISETRA
FARITRA ATSIMO ATSINANANA | VIAVY MIAVOTSE, LAVITRY NY HERISETRA
Natao tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Anosy Tsararafa, Farafangana, ny fanomboana ny hetsika 16 andro iadivana amin’ny herisetra ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana. Hetsika maro no ho tanterahina mandritry ny 16 andro ary Kaominina maro ao an-toerana no hanaovana izany.
HERISETRA ARIO