FARITRA ATSIMO ATSINANANA
Misitraka tohana ara-tsakafo ireo tokatrano kilasina ho marefo ao amin’ny Kaominina Ambanivohitry Anosivelo sy Vohimasy, distrikan’ny Farafangana.
Ny Ministeran’ny Mponina, ny Faritra Atsimo Atsinanana sy ny ONG ACADEMIS ary ny PAM no mifanome tanana amin’izany.
Arahina fanentanana ho amin’ny fitandremana ny tsy iparitahan’ny COVID-19 ny hetsika atao.