Faritra ATSINANANA | Distrika Toamasina
Faritra ATSINANANA | Distrika Toamasina
Nidina teny anivon’ireo mponina tao Toamasina ny Fitaleavam-paritry ny mponina niaraka tamin’ny Croix rouge nanentana ny hiomanana amin’ny fiatrehana ny rivo-doza Batsirai. Ho an’ireo olona manana olana amin’ny trano fonenana dia noentanina izy ireo hamonjy ny toerana izay afaka mandray toy ny CPJS , Soavita sy Foyer social Canada ary koa ireo sekolim- panjakana rehetra.