FARITRA ATSINANANA | Tetikasa Araton’Aina ao VATOMANDRY
FARITRA ATSINANANA | Tetikasa Araton’Aina ao VATOMANDRY
Manaraka fiofanana mahakasika ny fampiasana sy fitantanana ny » Régistre des bénéficiaires » ao amin’ny tetikasa Araton’aina ireo mpiasa eo anivon’ny Minisiteran’ny Mponina sy ireo Talem-paritra Analanjirofo, Atsinanana sy Alaotra Mangoro ary Analamanga.
Hisitraka izany avokoa ny mpiara-miasa rehetra manerana ny Faritra 23.