FARITRA ATSINANANA | Tetikasa Haraton’Aina ao VATOMANDRY
FARITRA ATSINANANA | Tetikasa Haraton’Aina ao VATOMANDRY
Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Sabotsy 18 desambra 2021 teo ny fiofanana mahakasika ny fampiasana sy fitantanana ny » Régistre des bénéficiaires » ao amin’ny tetikasa Haraton’aina. Nandritry ny herinandro no nanatanterahana izany tao an-toerana.