FARITRA ATSINANANA | TOAMASINA
FARITRA ATSINANANA | TOAMASINA
Nihaona sy niresaka mahakasika ny paikady entina hanatsarana ny asa momba ny Fiahiana Sosialy tamin’ireo mpiara-miasa ao amin’ny Fitalevam-paritry ny Mponina ao Toamasina ny Tale Jeneralin’ny Fiahiana Sosialy RIVOMANANA Tsarahita Ghisbert. Nandritra izany no nitsidihany ny toeram-piasana sy ny ivo-toerana fampiofanana arak’asa(C.P.S.E: Centre de Promotion Socio-Economique) izay hiandraiketan’ny Minisiteran’ny Mponina ,Fiahiana Sosialy sy fampivoarana ny Vehivavy.