Ankizy miisa 500 tao amin’ny kaominina Ambondromamy no nisitraka kopia faobe ka’ ny Fitalevam-paritry ny mponina sy ireo manam-pahefana any an-toerana no nanolotra izany.
Fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny UNICEF izay namatsy ny fanatanterahana ity tetikasa ity.