Faritra Boeny | Distrika Mahajanga I
Fanentanana sy fampahafantarana mahakasika ny zo sy ny fiarovana ny ankizy eny anivon’ny sekoly tao amin’ny distrikan’i Mahajanga I.
Liana tamin’ity fanentanana, izay natao tamin’ny alalan’ireny « marionnette » ireny ity avokoa ireo mpianatra teny anivon’ireo sekoly ambaratonga faharoa ireo.