FARITRA BOENY | FAMETRAHANA VATOFOTOTRY NY BIRAOM-PARITRY NY MPONINA MAROVOAY
FARITRA BOENY | FAMETRAHANA VATOFOTOTRY NY BIRAOM-PARITRY NY MPONINA MAROVOAY
Tontosa tao Marovoay ny fametrahana ny vatofototry ny biraom-paritry ny mponina ao amin’ny Faritra Boeny. Tonga nanotrona izany ireo olo-manan-kaja maro tany an-toerana.
Fotodrafitr’asa ahitana toeram-pivoriana 1, birao 3, toeram-pidiovana 2, birao fitehirizana taratasy 1 ary teorana fandraisana ireo mpitsidika 1.
Ity fotodrafitr’asa ity dia tafiditra ao anatin’ny tetik’asany Filoham-pirenena izay tanterahin’ny Minisiteran’ny Mponina.