Faritra MATSIATRA AMBONY | District LALANGINA FAMBOLENKAZO
Faritra MATSIATRA AMBONY | District LALANGINA
FAMBOLENKAZO
Notanterahina tao amin’ny Distrika Lalangina ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2022 ho an’ny Faritra Matsiatra Ambony.
Nandray anjara mavitrika tamin’izany ny Ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Mponina Matsiatra Ambony niaraka tamin’ny fikambanan’ireo Viavy Miavotse sy ireo Lehilahy tompon’andraikitra.