Faritra MATSIATRA AMBONY | Distrika Fianarantsoa
Faritra MATSIATRA AMBONY | Distrika Fianarantsoa
Nitsidika ireo ankizy mianatra sy beazina ao amin’ny Sekolin’ny marenina ao Fianarantsoa (SEMAFI) niaraka tamin’ireo Mpanazava ny Fitaleavam-paritry ny mponina Matsiatra Ambony.
Nandritra izany no nampianarana ireo zatovovavy ny fomba fidiovana mandritry ny fotoana fahatongavan’ny fadim-bolana sy nanolotra fitaovana hampiasaina amin’izany(Methode d’hygiène Menstruelle) no sady nizara kitapo misy ireo fitaovana hoampiasain’izy ireo.