Faritra MATSIATRA AMBONY | Distrika FIANARANTSOA
Faritra MATSIATRA AMBONY | Distrika FIANARANTSOA
Nanolotra tantsoroka sy fanampiana ho an’ireo olona marefo sy sahirana vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai tao amin’ny Kaominina Ambonivohitr’i Fianarantsoa ny Fikambanan’ireo mpanao hay ady TAEKWONDO Analamanga sy Matsiatra Ambony.
Vokatry ny fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Mponina any an-toerana sy ity fikambanana ity no nahafahana nisitraka izao fanampiana izao.
Niara-nisalahy tamin’ny fitsinjarana ny Fitaleavam-paritry ny mponina sy ny Kaominina Fianarantsoa.